<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 20:1 | And |
Ary Beni-hadada, mpanjakan' i Syria, namory ny miaramilany rehetra, koa mpanjaka roa amby telo-polo mbamin' ny soavaly sy ny kalesy no niaraka taminy; dia niakatra izy ka nanao fahirano an' i Samada ary namely azy. | Ary Benadada mpanjakan' i Siria, namory ny tafiny rehetra; mpanjaka roa amby telopolo no niaraka taminy, sady nisy soavaly aman-kalesy maro koa. Dia niakatra izy ary nanao fahirano an' i Samaria dia namely azy. |