<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 2:7 | But shew kindness unto the sons of |
Fa ny zanak' i Barzilay Gileadita kosa dia asio soa, ka avelao mba ho isan' izay mihinana eo amin' ny latabatrao izy; fa hanao soa toy izany no nankanesan' ireo tany amiko, fony nandositra an' i Absaloma rahalahinao aho. | Fa ireo zanak' i Berzelaia Galaadita kosa dia anehoy fitiavana ka aoka ho isan' izay mihinana eo amin' ny latabatrao izy ireo, fa tahaka izany koa no nanatonany ahy, fony aho nandositra teo anoloan' i Absaloma rahalahinao. | Quant aux fils de |