<-
->

1Mp 2:5 Moreover thou knowest also what Joab the son of Zeruiah did to me, and what he did to the two captains of the hosts of Israel, unto Abner the son of Ner, and unto Amasa the son of Jether, whom he slew, and shed the blood of war in peace, and put the blood of war upon his girdle that was about his loins, and in his shoes that were on his feet. Ary ianao koa mahalala izay nataon' i Joaba, zanak' i Zeroia, tamiko, dia ilay nataony tamin' izy roa lahy komandin' ny miaramilan' ny Isiraely, dia tamin' i Abnera, zanak' i Nera, sy tamin' i Amasa, zanak' i Jatera, izay novonoiny sady nalatsany rà toy ny amin' ny ady, nefa tsy nisy ady tsinona, ka nasiany rà toy ny amin' ny ady ny fehin-kibony teny am-balahany sy ny kapany teny an-tongony. Ary fantatrao ihany ny nataon' i Joaba zanak' i Sarvià tamiko, dia ilay nataony tamin' izy roa lahy, Abnera zanak' i Nera, sy Amasà zanak' i Jetera, filohan' ny tafik' Israely, fa novonoiny ireo, ka ny rà fandatsaka amin' ny ady, nalatsany amin' izao tany mandry izao, ary ny rà fandatsaka amin' ny ady, dia nataony tamin' ny fehin-kibo teny am-balahany sy tamin' ny kapa teny amin' ny tongony! Tu sais aussi ce que m' a fait Joab fils de Çeruya, ce qu' il a fait aux deux chefs de l' armée d' Israël, Abner fils de Ner et Amasa fils de Yéter, comment il les a tués, comment il a vengé pendant la paix le sang de la guerre et taché d' un sang innocent le ceinturon de mes reins et la sandale de mes pieds ;