<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 2:31 | And the king said unto him, Do as he hath said, and fall upon him, and bury him; that thou mayest take away the innocent blood, which |
Ary hoy ny mpanjaka taminy: Ataovy araka izay nolazainy, ka asio izy, dia aleveno, mba hanesoranao amiko sy amin' ny taranaky ny raiko ny rà marina izay nalatsak' i Joaba. | Ka hoy ny mpanjaka tamin' i Banaiasa: Dia ataovy araka ny voalazany, ka asio izy dia aleveno, mba hanesoranao amiko sy amin' ny taranaky ny raiko, ny rà nalatsak' i Joaba tsy misy antony akory. | Le roi lui dit : " Fais comme il a dit ; frappe-le, puis enterre-le. Ainsi tu |