<-
->

1Mp 2:28 Then tidings came to Joab: for Joab had turned after Adonijah, though he turned not after Absalom. And Joab fled unto the tabernacle of the Lord, and caught hold on the horns of the altar. Ary ren' i Joaba izany (fa Joaba efa niodina nanaraka an' i Adonia, kanefa tsy niodina nanaraka an' i Absaloma izy), dia nandositra nankao amin' ny trano-lain' i Jehovah izy ka nangia ny tandroky ny alitara. Tonga tao amin' i Joaba izany vaovao izany satria niandany tamin' i Adoniasa Joaba, na dia tsy niandany tamin' i Absaloma aza. Ary nandositra tao amin' ny tabernaklan' ny Tompo Joaba, ka namikitra ny tandroky ny otely. Lorsque la nouvelle parvint à Joab -car Joab avait pris parti pour Adonias bien qu' il n' eût pas pris parti pour Absalom -, il s' enfuit à la Tente de Yahvé et saisit les cornes de l' autel.