<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 2:19 | Ary Batseba nankany amin' i Solomona mpanjaka hilaza aminy ny tenin' i Adonia. Ary ny mpanjaka nitsangana hitsena an' i Batseba sady niankohoka teo anatrehany, dia nipetraka teo amin' ny seza fiandrianany, ary nasainy nisy nitondra seza fiandrianana koa ho an' ny renin' ny mpanjaka; ka dia nipetraka teo amin' ny ankavanany izy. | Dia nankany amin' i Salomona mpanjaka, Betsabea, hilaza aminy ny amin' i Adoniasa. Nitsangana nitsena azy ny mpanjaka, sady niankohoka teo anatrehany; dia nipetraka teo amin' ny seza fiandrianany, sy nampanisy seza fiandrianana ho an' ny renin' ny mpanjaka, ka nipetraka teo an-kavanany ravehivavy. |