<-
->

1Mp 19:18 Yet I have left me seven thousand in Israel, all the knees which have not bowed unto Baal, and every mouth which hath not kissed him. Nefa hamela fito arivo ao amin' ny Isiraely Aho, dia ny lohalika rehetra izay tsy nandohalika tamin' i Bala sy ny vava rehetra izay tsy nanoroka azy. Hamela fito arivo lahy ao amin' Israely anefa aho, dia ireo rehetra tsy nandohalika tamin' i Baala, ireo rehetra tsy nanoroka an' io tamin' ny vavany. Mais j'épargnerai en Israël sept milliers, tous les genoux qui n' ont pas plié devant Baal et toutes les bouches qui ne l' ont pas baisé. "