<-
->

1Mp 18:36 And it came to pass at the time of the offering of the evening sacrifice, that Elijah the prophet came near, and said, Lord God of Abraham, Isaac, and of Israel, let it be known this day that thou art God in Israel, and that I am thy servant, and that I have done all these things at thy word. Ary nony tamin' ny fotoan' ny fanatitra hariva dia nanatona Elia mpaminany ka nanao hoe: Jehovah ô. Andriamanitr' i Abrahama sy Isaka ary Isiraely, aoka ho fantatra anio fa Hianao no Andriamanitra amin' ny Isiraely, ary izaho no mpanomponao, ary araka ny teninao no efa nanaovako izao zavatra izao. Nony tamin' ny fotoana fanolorana ny fanatitra, dia nandroso Elia mpaminany, ka nanao hoe: Ry Iaveh Andriamanitr' i Abrahama sy Isaaka ary Jakoba ô! aoka ho fantatra anio fa Andriamanitra amin' Israely hianao, ary izaho dia mpanomponao ka teninao no nanaovako izao zavatra rehetra izao. A l' heure où l' on présente l' offrande, Élie le prophète s' approcha et dit : " Yahvé, Dieu d' Abraham, d' Isaac et d' Israël, qu' on sache aujourd' hui que tu es Dieu en Israël, que je suis ton serviteur et que c' est par ton ordre que j' ai accompli toutes ces choses.