<-
->

1Mp 18:22 Then said Elijah unto the people, I, even I only, remain a prophet of the Lord; but Baal' s prophets are four hundred and fifty men. Dia hoy Elia tamin' ny olona: Izaho dia izaho irery ihany no sisa amin' ny mpaminanin' i Jehovah; fa ny mpaminanin' i Bala kosa dia dimam- -polo amby efa-jato lahy. Dia hoy Elia tamin' ny vahoaka: Izaho irery no sisa amin' ny mpaminanin' ny Tompo, fa misy dimampolo amby efa-jato kosa izy no mpaminanin' i Baala. Élie poursuivit : " Moi, je reste seul comme prophète de Yahvé, et les prophètes de Baal sont quatre cent cinquante.