<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 18:18 | And he answered, I have not troubled |
Fa Elia namaly hoe: Tsy izaho no nampidi-doza tamin' ny Isiraely, fa ianao sy ny mpianakavin' ny rainao ihany tamin' ny nandavanareo ny didin' i Jehovah sy ny nanarahanao ireo Bala. | Namaly Elia nanao hoe: Tsy izaho no mpanakorontana an' Israely, fa hianao indrindra sy ny fianakavian-drainao, amin' ny nandaozanareo ny didin' ny Tompo sy nandehananareo manaraka ny Baala. |