<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 17:1 | And |
Ary Elia Tisbita, isan' ny nivahiny tany Gileada, nilaza tamin' i Ahaba hoe: Raha velona koa Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, Izay itsanganako eo anatrehany, dia tsy hisy ando na ranonorana akory amin' izao taona izao, raha tsy araka ny teniko ihany. | Ary Elia, Tesbita, isan' ny mponina tao Galaada, nilaza tamin' i Akaba hoe: Velona Iaveh, Andriamanitr' Israely, izay itsanganako eo anatrehany! Tsy hisy ando na ranonorana amin' ireto taona ireto raha tsy teniko ihany. |