<-
->

1Mp 15:13 And also Maachah his mother, even her he removed from being queen, because she had made an idol in a grove; and Asa destroyed her idol, and burnt it by the brook Kidron. Ary na dia Imaka reniny aza dia naetriny tsy ho andriambavy, satria efa nanao sampy ho an' ny Aseraha; ary Asa nikapa ny sampiny ka nandoro azy tao an-dohasahan-driaka Kidrona. Maakà reniny aza, naongany amin' ny maha-renin' ny mpanjaka azy, satria nanao sampy vetaveta ho an' i Astarte. Nazeran' i Asà ny sampiny vetaveta, dia nodorany teo amin' ny ranon-driaka Sedròna. Même il enleva à sa grand-mère la dignité de Grande Dame, parce qu' elle avait fait une horreur pour Ashéra ; Asa abattit son horreur et la brûla dans la vallée du Cédron.