<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 14:8 | And rent the kingdom away from the house of |
ary nendahako ny fanjakana ho afaka tamin' ny taranak' i Davida ka nomeko anao, nefa kosa ianao tsy mba nanao tahaka an' i Davida mpanompoko, izay nitandrina ny teniko sy nanaraka Ahy tamin' ny fony rehetra tsy hanao na inona na inona afa-tsy izay marina eo imasoko ihany; | Nendahako tamin' ny tranon' i Davida ny fanjakana, ka nomeko anao. Kanjo hianao tsy mba nanao tahaka an' i Davida mpanompoko, izay nitandrina ny didiko sy nanaraka ahy tamin' ny fony rehetra, ary tsy nanao afatsy izay mahitsy eo imasoko; | j' ai arraché le royaume à la maison de |