<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 13:11 | Now there dwelt an old prophet in |
Fa nisy mpaminany antitra anankiray tao Betela; ary tonga ny zanany ka nilaza taminy izay rehetra nataon' ilay lehilahin' Andriamanitra androtr' iny tao Betela; ary nolazain' ireo tamin-drainy koa ny teny izay nolazain-dralehilahy tamin' ny mpanjaka. | Ary nisy kosa mpaminany antitra anankiray nonina tany Betela; ka tonga ny zanany namisavisa taminy ny zavatra rehetra nataon' ilay olon' Andriamanitra tao Betela androtriny; nambarany tamin-drainy koa ny teny nolazain-dralehilahy tamin' ny mpanjaka. | Or habitait à |