<-
->

1Mp 12:28 Whereupon the king took counsel, and made two calves of gold, and said unto them, It is too much for you to go up to Jerusalem: behold thy gods, O Israel, which brought thee up out of the land of Egypt. Dia nihevitra ny mpanjaka ka nanao ombilahy kely volamena roa; ary hoy izy tamin' ny olona: "Aoka izay ny fiakaranareo any Jerosalema! Ry Isiraely ô" indreo ny andriamanitrao, izay nitondra anao nivoaka avy tany amin' ny tany Egypta. Dia nandinidinika ny mpanjaka, ka nanao zanak' omby volamena roa ary nilaza tamin' ny vahoaka hoe: Efa ela niakarana tany Jerosalema hianareo, ry Israely, ity no andriamanitrao, izay nitondra anao niakatra avy tany amin' ny tany Ejipta. Après avoir délibéré, il fit deux veaux d' or et dit au peuple : " Assez longtemps vous êtes montés à Jérusalem ! Israël, voici ton Dieu qui t' a fait monter du pays d'Égypte. "