<-
->

1Mp 11:7 Then did Solomon build an high place for Chemosh, the abomination of Moab, in the hill that is before Jerusalem, and for Molech, the abomination of the children of Ammon. Ary tamin' izany Solomona dia nanao fitoerana avo ho an' i Kemosy, fahavetavetan' i Moaba, teo amin' ny havoana tandrifin' i Jerosalema, ary ho an' i Moloka, fahavetavetan' ny taranak' i Amona. Tamin' izany nanorina fitoerana avo Salomona teo amin' ny tendrombohitra tandrifin' i Jerosalema, ho an' i Kamosa fahavetavetan' i Moaba, sy ho an' i Malaoka, fahavetavetan' ny taranak' i Amona. C' est alors que Salomon construisit un sanctuaire à Kemosh, l' abomination de Moab, sur la montagne à l' orient de Jérusalem, et à Milkom, l' abomination des Ammonites.