<-
->

1Mp 11:40 Solomon sought therefore to kill Jeroboam. And Jeroboam arose, and fled into Egypt, unto Shishak king of Egypt, and was in Egypt until the death of Solomon. Ary Solomona nitady hamono an' i Jeroboama. Fa Jeroboama niainga, dia nandositra nankany Egypta ho any amin' i Sisaka, mpanjakan' i Egypta, ka nitoetra tany mandra-pahafatin' i Solomona. Notadiavin' i Salomona hovonoina Jeroboama; fa nitsoaka nandositra nankany Ejipta amin' i Sesaka, mpanjakan' i Ejipta, Jeroboama ka nonina tany Ejipta mandra-pahafatin' i Salomona. Salomon chercha à faire mourir Jéroboam ; celui-ci partit et s' enfuit en Égypte auprès de Sheshonq, roi d'Égypte, et il demeura en Égypte jusqu'à la mort de Salomon.