<-
->

1Mp 11:4 For it came to pass, when Solomon was old, that his wives turned away his heart after other gods: and his heart was not perfect with the Lord his God, as was the heart of David his father. Fa nony efa antitra Solomona, dia navilin' ny vadiny ny fony hanaraka andriamani-kafa, ka ny fony tsy mba nahitsy tamin' i Jehovah Andriamaniny tahaka ny fon' i Davida rainy. Fa nony tamin' ny fahanteran' i Salomona, dia natongilan' ny vadiny ho amin' ny andriamani-kafa ny fony, ka tsy mba an' ny Tompo Andriamaniny manontolo, toy ny fon' i Davida rainy, ny fony, Quand Salomon fut vieux, ses femmes détournèrent son coeur vers d' autres dieux et son coeur ne fut plus tout entier à Yahvé son Dieu comme avait été celui de son père David.