<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 11:24 | And he gathered men unto him, and became captain over a band, when |
Dia namory olona maro ho ao aminy izy ka tonga kapiteniny tamin' ny namonoan' i Davida ny olona tany Zoba; ary nankany Damaskosy izy sy ny namany ka nitoetra sy nanjaka tao. | Namory olona homba azy izy, ka tonga lehiben' ny andiam-pireneny fony Davida namono ny antoko miaramilan' ny tompony. Dia nankany Damasa izy ireo ka niorim-ponenana tao, dia nanjaka tao Damasa. | des gens s'étaient joints à lui et il était devenu chef de bande c' est alors que |