<-
->

1Mp 11:21 And when Hadad heard in Egypt that David slept with his fathers, and that Joab the captain of the host was dead, Hadad said to Pharaoh, Let me depart, that I may go to mine own country. Ary rehefa ren' i Hadada tany Egypta fa Davida lasa nody mandry any amin' ny razany, sady maty koa Joaba, komandin' ny miaramila, dia hoy izy tamin' i Farao: Alefaso aho hody any amin' ny tanin-drazako. Nony ren' i Adada, tany Ejipta, fa hoe nodimandry any amin' ny razany Davida, ary maty koa Joaba filohan' ny tafika, dia hoy izy tamin' i Faraona: Avelao aho hody any amin' ny taniko. Quand Hadad apprit, en Égypte, que David s'était couché avec ses pères et que Joab, chef de l' armée, était mort, il dit à Pharaon : " Laisse-moi partir, que j' aille dans mon pays. "