<-
->

1Mp 11:17 That Hadad fled, he and certain Edomites of his father' s servants with him, to go into Egypt; Hadad being yet a little child. dia nandositra Hadada sy ny Edomita, sasany mpanompon-drainy izay nanaraka azy ka nankany Egypta; fa mbola zazalahy kely Hadada tamin' izay. Tamin' izany Adada niara-nandositra tamin' ny Edomita sasany, izay isan' ny mpanompon-drainy, mba ho any Ejipta. Mbola zazalahy tanora Adada fahizay. Hadad s'était enfui en Égypte avec des Édomites au service de son père. Hadad était alors un jeune garçon.