<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 10:2 | And she came to |
ka tonga tany Jerosalema izy mbamin' ny mpanaraka maro be sy ny rameva izay nitondra zava-manitra sy volamena sesehena ary vato soa; ary rehefa tonga tany amin' i Solomona izy, dia nilaza taminy izay rehetra tao ampony. | Dia tonga tany Jerosalema izy, narahin' ny kalesy maro be sy rameva nitondra zava-manitra, volamena sesehena, ary vatosoa. Dia nandroso ho any amin' i Salomona izy, dia nolazainy taminy izay rehetra tao am-pony. | Elle arriva à |