|
|
|
|

<-
->

1Mp 18:44 And it came to pass at the seventh time, that he said, Behold, there ariseth a little cloud out of the sea, like a man' s hand. And he said, Go up, say unto Ahab, Prepare thy chariot, and get thee down that the rain stop thee not. Ary nony fanimpitony, dia hoy izy: Misy rahona kely hoatra ny tànan' olona miakatra avy eny amin' ny ranomasina. Dia hoy izy: Miakara, ka lazao amin' i Ahaba hoe: Amboary ny kalesinao, ka midìna, fandrao voasakan' ny ranonorana ianao. Nony tamin' ny fanimpitony, dia hoy izy: Indro misy rahona kely hoatra ny felatanan' olona miakatra avy eny amin' ny ranomasina. Ka hoy Elia: Mandehana lazao amin' i Akaba hoe: Amboary ny kalesinao, dia midìna mba tsy hahatraran' ny orana anao. A la septième fois, le serviteur dit : " Voici un nuage, petit comme une main d' homme, qui monte de la mer. " Alors Élie dit : " Monte dire à Achab : Attelle et descends, pour que la pluie ne t' arrête pas. "