<-
->

2Sm / 2Sam 9:7 And David said unto him, Fear not: for I will surely shew thee kindness for Jonathan thy father' s sake, and will restore thee all the land of Saul thy father; and thou shalt eat bread at my table continually. Ary hoy Davida taminy: Aza matahotra, fa hasiako soa tokoa ianao noho ny amin' i Jonatana rainao, ary hampodiko ho anao ny tany rehetra izay an' i Saoly rainao, ary ianao hihinana eo amin' ny latabatro mandrakariva. Dia hoy Davida taminy: Aza matahotra, fa te-hanisy soa anao aho, noho ny rainao Jonatasy. Ny tanin' i Saola rainao haveriko aminao avokoa; ary hianao hihinana eo amin' ny latabatro mandrakariva. David lui dit : " N' aie pas peur, car je veux te traiter avec bonté par égard pour ton père Jonathan. Je te restituerai toutes les terres de Saül ton aïeul et tu mangeras toujours à ma table. "