<-
->

2Sm / 2Sam 9:4 And the king said unto him, Where is he? And Ziba said unto the king, Behold, he is in the house of Machir, the son of Ammiel, in Lodebar. Ary hoy ny mpanjaka taminy; Aiza anefa izy? Dia hoy Ziba tamin' ny mpanjaka: Indro izy ao an-tranon' i Makira, zanak' i Amiela, ao Lo-debara. Ary hoy ny mpanjaka: Aiza izy izay? Ary hoy ny navalin' i Sibà tamin' ny mpanjaka: Indro izy ao an-tranon' i Makira, zanak' i Amiela, any Lodabara. " Où est-il ? ", demanda le roi, et Çiba répondit au roi : " Il est dans la maison de Makir, fils d' Ammiel, à Lo-Debar. "