<-
->

2Sm / 2Sam 8:14 And he put garrisons in Edom; throughout all Edom put he garrisons, and all they of Edom became David' s servants. And the Lord preserved David whithersoever he went. Ary nametrahany miaramila tany Edoma; eny, nametrahany miaramila avokoa Edoma rehetra, ary ny mponina rehetra tany Edoma dia tonga mpanompon' i Davida. Ary Jehovah nampahery an' i Davida teny amin' izay rehetra nalehany. Nametrahany miaramila mponina tao Edoma, namehatrany miaramila avokoa Edoma tontolo, ka dia tonga mpanompon' i Davida avokoa Edoma rehetra. Nomen' ny Tompo an' i Davida ny fandresena, tany amin' izay rehetra nalehany. Il établit des gouverneurs en Édom et tous les Édomites devinrent sujets de David. Partout où David allait, Yahvé lui donna la victoire.