<-
->

2Sm / 2Sam 8:12 Of Syria, and of Moab, and of the children of Ammon, and of the Philistines, and of Amalek, and of the spoil of Hadadezer, son of Rehob, king of Zobah. dia tamin' i Syria sy Moaba sy ny taranak' i Amona sy ny Filistina sy ny Amalekita ary ny babo azony tamin' i Hadadezera, zanak' i Rehoba, mpanjakan' i Zoba. dia Siria, Moaba, ny taranak' i Amona, ny Filistina, Amaleka; ary ny avy tamin' ny babo azony tamin' i Hadadezera zanak' i Rohoba, mpanjakan' i Sobà. Aram, Moab, les Ammonites, les Philistins, Amaleq, provenant aussi du butin pris à Hadadézer, fils de Rehob, roi de Çoba.