<-
->

2Sm / 2Sam 8:10 Then Toi sent Joram his son unto king David, to salute him, and to bless him, because he had fought against Hadadezer, and smitten him: for Hadadezer had wars with Toi. And Joram brought with him vessels of silver, and vessels of gold, and vessels of brass: dia nirahin' i Toy Jorama zanany hankany amin' i Davida mpanjaka hiarahaba azy sy hisaotra azy noho ny niadiany tamin' i Hadadezera sy ny nandreseny azy (fa Hadadezera dia fahavalon' i Toy); ary gorama nitondra fanaka volafotsy sy fanaka volamena ary fanaka varahina; dia nirahin' i Taohò ho any amin' i Davida mpanjaka, Jorama zanany, hamangy sy hiarahaba azy, noho ny niadiany sy nandreseny an' i Hadadezera, fa niady lava tamin' i Hadadezera Taohò. Kapoaka volamena sy kapoaka volafotsy ary kapoaka varahina no teo an-tànan' i Jorama. il dépêcha son fils Hadoram au roi David pour le saluer et le féliciter d' avoir fait la guerre à Hadadézer et de l' avoir vaincu, car Hadadézer était en guerre avec Tôou. Hadoram apportait des objets d' argent, d' or et de bronze.