<-
->

2Sm / 2Sam 7:17 According to all these words, and according to all this vision, so did Nathan speak unto David. Araka izany teny rehetra izany sy araka izao fahitana rehetra izao no nolazain' i Natana tamin' i Davida. Nambaran' i Natàna tamin' i Davida avokoa izany teny sy fahitana rehetra izany. Natân communiqua à David toutes ces paroles et toute cette révélation.