<-
->

2Sm / 2Sam 6:21 And David said unto Michal, It was before the Lord, which chose me before thy father, and before all his house, to appoint me ruler over the people of the Lord, over Israel: therefore will I play before the Lord. Ary hoy kosa Davida tamin' i Mikala: Teo anatrehan' i Jehovah, Izay nifidy ahy noho ny rainao sy ny ankohonany rehetra ka nanendry ahy ho mpanapaka ny Isiraely, olon' i Jehovah, eny, teo anatrehan' i Jehovah no nitsinjahako. Fa hoy kosa ny navalin' i Davida tamin' i Mikola: Teo anatrehan' ny Tompo izay nifidy ahy noho ny rainao sy ny ankohonany rehetra, ka nanangana ahy ho andriana tamin' ny vahoakany, tamin' Israely, teo anatrehan' ny Tompo no nandihizako. Mais David répondit à Mikal : " C' est devant Yahvé que je danse! Par la vie de Yahvé, qui m' a préféré à ton père et à toute sa maison pour m' instituer chef d' Israël, le peuple de Yahvé, je danserai devant Yahvé