<-
->

2Sm / 2Sam 6:2 And David arose, and went with all the people that were with him from Baale of Judah, to bring up from thence the ark of God, whose name is called by the name of the Lord of hosts that dwelleth between the cherubims. Dia niainga Davida sy ny olona rehetra izay nanaraka azy ka niala tany Bala-joda hampakatra ny fiaran' Andriamanitra izay niantsoana ny anaran' i Jehovah, Tompon' ny maro, Izay mipetraka amin' ny kerobima. Dia nitsangana Davida ka niainga izy narahin' ny vahoaka rehetra izay tafavory manodidina azy, ka nankany Baala-Jodà mba hampiakatra avy any ny fiaran' Andriamanitra izay fiantsoana ilay Anarana, ny anaran' ny Tompo-n' ny tafika, izay mipetraka eo ambonin' ny Kerobima. S'étant mis en route, David et toute l' armée qui l' accompagnait partirent pour Baala de Juda, afin de faire monter de là l' arche de Dieu, qui porte le nom de Yahvé Sabaot, siégeant sur les chérubins.