<-
->

2Sm / 2Sam 6:18 And as soon as David had made an end of offering burnt offerings and peace offerings, he blessed the people in the name of the Lord of hosts. Ary nony voatitr' i Davida ny fanatitra dorana sy ny fanati-pihavanana, dia nitso-drano ny vahoaka tamin' ny anaran' i Jehovah, Tompon' ny maro, izy. Ary rahefa tapitra naterin' i Davida ny sorona dorana sy ny sorom-pihavanana dia nitso-drano ny vahoaka tamin' ny anaran' ny Tompo-n' ny tafika izy. Lorsque David eut achevé d' offrir des holocaustes et des sacrifices de communion, il bénit le peuple au nom de Yahvé Sabaot.