<-
->

2Sm / 2Sam 6:14 And David danced before the Lord with all his might; and David was girded with a linen ephod. Ary Davida nitsinjaka mafy dia mafy teo anatrehan' i Jehovah sady nisalotra efoda rongony fotsy. Nitsinjaka araka izay tratry ny ainy Davida teo anatrehan' ny Tompo, ary nisikina efoda rongony madinika Davida. David dansait en tournoyant de toutes ses forces devant Yahvé, il avait ceint un pagne de lin.