<-
->

2Sm / 2Sam 5:13 And David took him more concubines and wives out of Jerusalem, after he was come from Hebron: and there were yet sons and daughters born to David. Ary Davida mbola naka vaditsindrano sy vady koa tany Jerosalema, rehefa tonga avy tany Hebrona izy; ary dia nisy zanakalahy sy zanakavavy koa naterak' i Davida. Naka vaditsindrano sy vady koa Davida tany Jerosalema, nony tonga avy any Hebrona izy, ka niteraka zazalahy aman-jazavavy indray Davida. Après son arrivée d' Hébron, David prit encore des concubines et des femmes à Jérusalem, et il lui naquit des fils et des filles.