<-
->

2Sm / 2Sam 3:21 And Abner said unto David, I will arise and go, and will gather all Israel unto my lord the king, that they may make a league with thee, and that thou mayest reign over all that thine heart desireth. And David sent Abner away; and he went in peace. Ary hoy Abnera tamin' i Davida: Hiainga aho, dia handeha hamory ny Isiraely rehetra ho etý aminao mpanjaka tompoko, mba hanaovany fanekena aminao ary hanjakanao amin' izay rehetra irin' ny fonao. Ary Davida nampandeha an' i Abnera; ka dia lasa soa aman-tsara izy. Ary hoy Abnera tamin' i Davida: Hitsangana aho ka hiainga hamory an' Israely rehetra ho aty amin' ny mpanjaka tompoko, ary hanao fanekena aminao izy, ka hanjaka amin' izay rehetra irin' ny fonao hianao. Dia nalefan' i Davida Abnera ka nandeha amim-piadanana. Abner dit ensuite à David : " Allons! Je vais rassembler tout Israël auprès de Monseigneur le roi : ils concluront un pacte avec toi et tu régneras sur tout ce que tu souhaites. " David congédia Abner, qui partit en paix.