<-
->

2Sm / 2Sam 3:18 Now then do it: for the Lord hath spoken of David, saying, By the hand of my servant David I will save my people Israel out of the hand of the Philistines, and out of the hand of all their enemies. koa tanteraho izany ankehitriny, fa Jehovah efa nilaza an' i Davida hoe: Amin' ny tànan' i Davida mpanompoko no hamonjeko ny Isiraely oloko ho afaka amin' ny tanan' ny Filistina sy amin' ny tanan' ny fahavalony rehetra. koa misikìna àry ankehitriny, fa Iaveh nilaza tamin' i Davida hoe: Amin' ny tànan' i Davida, mpanompoko, no hanafahako an' Israely vahoakako amin' ny tànan' ny Filistina, sy amin' ny tànan' ny fahavalony rehetra. Agissez donc maintenant, puisque Yahvé a dit ceci à propos de David : "C' est par l' entremise de mon serviteur David que je délivrerai mon peuple Israël de la main des Philistins et de tous ses ennemis". "