<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 3:1 | Now there was long war between the house of |
Ary naharitra ela ny adin' ny tamingan' i Saoly sy ny tamingan' i Davida, nefa Davida nihahery, fa ny tamingan' i Saoly kosa nihahosa. | Naharitra ela ny adin' ny fianakavian' i Saola sy ny fianakavian' i Davida. Davida nandroso nihanahery, fa ny fianakavian' i Saola kosa nihaosa miandalandalana. | La guerre se prolongea entre la maison de |