<-
->

2Sm / 2Sam 24:7 And came to the strong hold of Tyre, and to all the cities of the Hivites, and of the Canaanites: and they went out to the south of Judah, even to Beersheba. ary tonga tao Tyro, tanàna mimanda, sy tany amin' ny tanànan' ny Hivita sy ny Kananita rehetra, ary dia nankany amin' ny tany atsimo izay an' ny Joda hatrany Beri-sheba izy. Ary nalehany koa Tiro, tanàna mimanda, mbamin' ny tanànan' ny Heveana sy ny Kananeana rehetra dia tafapaka amin' ny Negeban' i Jodà, any Bersabea. Puis ils atteignirent la forteresse de Tyr et toutes les villes des Hivvites et des Cananéens et aboutirent au Négeb de Juda, à Bersabée.