<-
->

2Sm / 2Sam 24:6 Then they came to Gilead, and to the land of Tahtimhodshi; and they came to Danjaan, and about to Zidon, Dia tonga tany Gileada izy, tany amin' ny tamin' i Tatima-hodsy, dia tonga tany Danajana izy, ka nanodidina hatrany Sidona, Dia tonga tany Galaada sy any amin' ny tanin' i Taktima-Hodsì, izy; rahefa izany dia nankany Dana-Jaana, mbamin' ny manodidina an' i Sidona. Puis ils allèrent en Galaad et au pays des Hittites, à Qadesh, ils se rendirent à Dan et de Dan ils obliquèrent vers Sidon.