<-
->

2Sm / 2Sam 24:17 And David spake unto the Lord when he saw the angel that smote the people, and said, Lo, I have sinned, and I have done wickedly: but these sheep, what have they done? let thine hand, I pray thee, be against me, and against my father' s house. Ary nony hitan' i Davida Ilay Anjely namely ny olona, dia niteny tamin' i Jehovah izy nanao hoe: Indro, izaho no efa nanota, ary izaho no efa anao ratsy; fa ireo ondry ireo kosa, inona moa no mba nataony? Koa mifona aminao re aho, aoka ny tananao hamely ahy sy ny mpianakavin' ny raiko. Nony nahita ilay anjely namono vahoaka Davida dia hoy izy tamin' ny Tompo: Indro izaho no nanota, izaho no meloka, fa ireo kosa, ireo ondry ireo mba nanao inona moa? Ka aoka re ho izaho sy ny mpianakavin' ikaky no hasian' ny tànanao! Quand David vit l' ange qui frappait le peuple, il dit à Yahvé : " C' est moi qui ai péché, c' est moi qui ai commis le mal, mais ceux-là, c' est le troupeau, qu' ont-ils fait ? Que ta main s' appesantisse donc sur moi et sur ma famille! "