<-
->

2Sm / 2Sam 23:1 Now these be the last words of David. David the son of Jesse said, and the man who was raised up on high, the anointed of the God of Jacob, and the sweet psalmist of Israel, said, Ary izao no fara-teny nataon' i Davida: hoy Davida, zanak' i Jese, dia ny lehilahy izay voasandratra ho ambony, Ilay voahosotry ny Andriamanitr' i Jakoba sady mpanao fihirana mahafinaritra amin' ny Isiraely: Izao no fara-tenin' i Davida: Zava-marina nambaran' i Davida zanak' Isaia, tenin' ilay lehilahy mipetraka amin' ny toerana ambony, ilay voahosotry ny Andriamanitr' i Jakoba, ilay mpanao hiran' Israely mahate-ho tia. Voici les dernières paroles de David : Oracle de David, fils de Jessé, oracle de l' homme haut placé, de l' oint du Dieu de Jacob, du chantre des cantiques d' Israël.