<-
->

2Sm / 2Sam 22:1 And David spake unto the Lord the words of this song in the day that the Lord had delivered him out of the hand of all his enemies, and out of the hand of Saul: Ary Davida nanao izao fihirana izao ho an' i Jehovah tamin' ny andro namonjen' i Jehovah azy tamin' ny tanan' ny fahavalony rehetra, indrindra fa tamin' ny tànan' i Saoly, Izao no tenin' ny tonon-kira nataon' i Davida tamin' ny Tompo tamin' ny andro namonjen' ny Tompo azy, tamin' ny tànan' ny fahavalony rehetra sy tamin' ny tànan' i Saola. David adressa à Yahvé les paroles de ce cantique, quand Yahvé l' eut délivré de tous ses ennemis et de la main de Saül.