<-
->

2Sm / 2Sam 21:3 Wherefore David said unto the Gibeonites, What shall I do for you? and wherewith shall I make the atonement, that ye may bless the inheritance of the Lord? ary hoy Davida tamin' ny Gibeonita: Inona no hataoko ho anareo; ary amin' inona no hanaovako fanavotana mba hitsofanareo rano ny lovan' i Jehovah? Izao no nolazain' i Davida tamin' ny Gabaonita: Inona no hataoko ho anareo? Ary amin' inona no hanaovako ny fanonerana mba hitsofanareo rano ny lovan' ny Tompo? Donc David dit aux Gabaonites : " Que faut-il vous faire et comment réparer, pour que vous bénissiez l' héritage de Yahvé ? "