<-
->

2Sm / 2Sam 21:16 And Ishbibenob, which was of the sons of the giant, the weight of whose spear weighed three hundred shekels of brass in weight, he being girded with a new sword, thought to have slain David. Ary Jisbibenoba, izay isan' ny taranaky ny Refaita (ny lanjan' ny lefony dia varahina telon-jato sekely), dia nitondra fiadiana vaovao ka nikasa hahafaty an' i Davida. Ary Jesbi-Benoba, ny iray amin' ny zana-dRafà - ny lefony dia lanjana telon-jato sikla varahina ary sabatra vaovao no voafehy teny aminy - dia efa namoaka teny hamono an' i Davida. Il y avait un champion d' entre les descendants de Rapha. Le poids de sa lance était de trois cents sicles de bronze, il était ceint d' une épée neuve et il se vantait de tuer David.