<-
->

2Sm / 2Sam 2:29 And Abner and his men walked all that night through the plain, and passed over Jordan, and went through all Bithron, and they came to Mahanaim. Ary Abnera sy ny olony nandeha mandritra ny alina namaky ny tani-hay, dia nita an' i Jordana sy namaky an' i Bitrona rehetra, ka dia tonga tao Mahanaima izy. Abnera sy ny olony, nony nandeha nandritra ny alina tamin' ny Tany lemaka dia nita an' i Jordany ary namaky an' i Bitrona tontolo, dia tonga tany Mahanaima. Abner et ses hommes cheminèrent par la Araba pendant toute cette nuit-là, ils passèrent le Jourdain et, après avoir marché toute la matinée, ils arrivèrent à Mahanayim.