<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 17:25 | And |
Ary Amasa no notendren' i Absaloma ho komandin' ny miaramilany ho solon' i Joaba; ary Amasa dia zanak' ilay Isiraelita atao hoe Jitra, ilay nandry tamin' i Abigaila, zanakavavin' i Nahasy sady rahavavin' i Zeroia, renin' i Joaba. | Amasà no notendren' i Absaloma ho filohan' ny tafika solon' i Joaba. Amasà dia zanaky ny lehilahy anankiray atao hoe Jethrà, Ismaelita, izay nandeha tamin' i Abigaïla, zanakavavin' i Naasa, rahavavin' i Sarvia, renin' i Joaba. |