<-
->

2Sm / 2Sam 17:22 Then David arose, and all the people that were with him, and they passed over Jordan: by the morning light there lacked not one of them that was not gone over Jordan. Dia niainga Davida sy ny olona nanaraka ,azy, ka nita an' i Jordana izy; ary nony maraina ny andro, dia tsy tafita an' i Jordana na dia olona iray aza. Dia niainga Davida sy ny vahoaka rehetra tao aminy ka nita an' i Jordany. Nony maraina ny andro tsy nisy tsy tafita an' i Jordany izy ireo na dia iray aza. David et toute l' armée qui l' accompagnait se mirent donc en route et passèrent le Jourdain; à l' aube, il ne manquait personne qui n' eût passé le Jourdain.