<-
->

2Sm / 2Sam 17:21 And it came to pass, after they were departed, that they came up out of the well, and went and told king David, and said unto David, Arise, and pass quickly over the water: for thus hath Ahithophel counselled against you. Ary nony efa lasa ireo, dia niakatra avy ao amin' ny lavaka fantsakana izy roa lahy, ka lasa nandeha izy, dia nanambara tamin' i Davida mpanjaka hoe: Miaingà, ka mità faingana ny rano; fa izany no hevitra nataon' i Ahitofela hamelezana anareo. Rahefa lasa izy ireo, dia niakatra avy eo an-davaka fantsakàna kosa izy roa lahy, ka nandeha nampandre izany tamin' i Davida mpanjaka. Hoy izy ireo tamin' i Davida: Mitsangàna hianareo, ka mità faingana ny ony, fa izao sy izao no hevitra nomen' i Akitofela hamelezana anareo. Après leur départ, Ahimaaç et Yehonatân remontèrent de la citerne et allèrent avertir le roi David : " Mettez-vous en route et hâtez-vous de passer l' eau, car voilà le conseil qu' Ahitophel a donné à votre propos. "