<-
->

2Sm / 2Sam 16:6 And he cast stones at David, and at all the servants of king David: and all the people and all the mighty men were on his right hand and on his left. Ary nitora-bato an' i Davida mpanjaka sy ny mpanompony rehetra izy; ary ny vahoaka rehetra sy ny lehilahy mahery rehetra dia teo amin' ny ankavanan' ny mpanjaka sy teo amin' ny ankaviany. ary nitora-bato an' i Davida mbamin' ny mpanompon' i Davida mpanjaka rehetra; ary ny vahoaka mbamin' ny lehilahy mahery kosa tamin' izay dia teo ankavanany sy ankaviany. Il lançait des pierres à David et à tous les officiers du roi David, et pourtant toute l' armée et tous les preux encadraient le roi à droite et à gauche.