<-
->

2Sm / 2Sam 16:11 And David said to Abishai, and to all his servants, Behold, my son, which came forth of my bowels, seeketh my life: how much more now may this Benjamite do it? let him alone, and let him curse; for the Lord hath bidden him. Ary hoy koa Davida tamin' i Abisay sy tamin' ny mpanompony rehetra: Indro, ny zanako naterako aza mitady ny aiko, ka mainka io Benjamita io! Avelao ihany izy hanozona, fa Jehovah no nampanao azy izany. Ary hoy Davida tamin' i Abisaia sy ny mpanompony rehetra: He, ny zanako naloaky ny kiboko aza ity mitady ny aiko; ka mainka fa io zana-Benjamina io! Avelao izy hanozona, fa didin' ny Tompo taminy izany. David dit à Abishaï et à tous ses officiers : " Voyez : le fils qui est sorti de mes entrailles en veut à ma vie. A plus forte raison maintenant ce Benjaminite! Laissez-le maudire, si Yahvé le lui a commandé.